3 dia aza mihaino ny tenin’izany mpaminany na mpanonofy izany,+ fa mitsapa toetra+ anareo i Jehovah Andriamanitrareo mba hahalalany raha tia an’i Jehovah Andriamanitrareo amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo+ ianareo.
19 Niala tamintsika izy ireny, fa tsy mba namantsika.+ Mbola ho niaraka tamintsika ihany mantsy izy raha namantsika.+ Niala anefa izy, mba haseho mazava fa tsy ny rehetra no namantsika.+