FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izahay. Fa tsy toy ny maro+ izay mivarotra ny tenin’Andriamanitra izahay.+ Fa amim-pahatsorana no itenenanay, eny, noho izahay nirahin’Andriamanitra sy eo ambany masony ary tafaray amin’i Kristy no itenenanay.+

  • 2 Korintianina 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary tsy manao izay hahatafintohina olona mihitsy izahay,+ mba tsy hanomezan-tsiny ny fanompoanay.+

  • 2 Korintianina 8:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Izany no ataonay mba tsy hisy olona hanome tsiny+ anay ny amin’io fanomezana+ be dia be tokony hozarainay io.

  • Galatianina 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Eny, araka ny voalazanay tetsy aloha, ary mbola averiko eto indray hoe: Izay mitory vaovao tsara aminareo ankoatra an’ilay efa noraisinareo,+ dia aoka izy ho voaozona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara