Deoteronomia 12:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ny teny rehetra andidiako anareo no hotandremanareo tsara.+ Aza ampiana izany na anesorana.+ Ohabolana 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza ampiana ny teniny,+ sao anariny ianao ka ho hita fa mpandainga.+