Romanina 8:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Iza àry no hanameloka azy ireo? Tsy misy, satria i Kristy Jesosy efa maty sy natsangana tamin’ny maty, ary izy ilay eo ankavanan’Andriamanitra+ sy miangavy ho antsika.+ 2 Korintianina 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa finoana no andehanantsika, fa tsy ny hitan’ny maso.+ Hebreo 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny finoana+ dia fiandrasana amin-toky ny zavatra antenaina,+ ary fanomezana porofo mazava momba ny zavatra tena misy izay tsy hita maso.+
34 Iza àry no hanameloka azy ireo? Tsy misy, satria i Kristy Jesosy efa maty sy natsangana tamin’ny maty, ary izy ilay eo ankavanan’Andriamanitra+ sy miangavy ho antsika.+
11 Ny finoana+ dia fiandrasana amin-toky ny zavatra antenaina,+ ary fanomezana porofo mazava momba ny zavatra tena misy izay tsy hita maso.+