Romanina 8:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa novonjena isika rehefa nanana izany fanantenana+ izany. Ny fanantenana zavatra efa hita anefa dia tsy fanantenana, fa ahoana no mbola anantenan’ny olona an’izay efa hitany? 2 Korintianina 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 raha mbola mampifantoka ny masonay amin’ny zavatra tsy hita+ izahay, fa tsy amin’ny hita. Fa mihelina+ ny zavatra hita, fa ny tsy hita kosa maharitra mandrakizay.+
24 Fa novonjena isika rehefa nanana izany fanantenana+ izany. Ny fanantenana zavatra efa hita anefa dia tsy fanantenana, fa ahoana no mbola anantenan’ny olona an’izay efa hitany?
18 raha mbola mampifantoka ny masonay amin’ny zavatra tsy hita+ izahay, fa tsy amin’ny hita. Fa mihelina+ ny zavatra hita, fa ny tsy hita kosa maharitra mandrakizay.+