Salamo 37:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+ Jakoba 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa rehefa miposaka ny masoandro izay mandefa hafanana mandoro, dia malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny ary levona ny hatsaran-tarehiny. Halazo toy izany koa ny manankarena eo amin’izay ataony.+
10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+
11 Fa rehefa miposaka ny masoandro izay mandefa hafanana mandoro, dia malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny ary levona ny hatsaran-tarehiny. Halazo toy izany koa ny manankarena eo amin’izay ataony.+