2 Korintianina 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanisy tombo-kase+ teo amintsika koa izy sady nanome antsika ilay antoka+ ny amin’izay ho avy, dia ny fanahy,+ ao am-pontsika. Efesianina 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 izay antoka+ mialoha ny amin’ny lovantsika.+ Nasiana izany tombo-kase izany ianareo mba hanafahana ny olon’Andriamanitra+ amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ mba hiderana azy amim-boninahitra.
22 Nanisy tombo-kase+ teo amintsika koa izy sady nanome antsika ilay antoka+ ny amin’izay ho avy, dia ny fanahy,+ ao am-pontsika.
14 izay antoka+ mialoha ny amin’ny lovantsika.+ Nasiana izany tombo-kase izany ianareo mba hanafahana ny olon’Andriamanitra+ amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ mba hiderana azy amim-boninahitra.