Genesisy 45:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary notantarain’izy ireo taminy foana izay rehetra nolazain’i Josefa, ary hitan’i Jakoba rain’izy ireo koa ny sarety nalefan’i Josefa hitondrana azy, ka velombelona indray izy.+ 1 Korintianina 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa mamelombelona ahy+ sy mamelombelona anareo izy ireo. Koa mba ekeo ny olona toy ireny.+
27 Ary notantarain’izy ireo taminy foana izay rehetra nolazain’i Josefa, ary hitan’i Jakoba rain’izy ireo koa ny sarety nalefan’i Josefa hitondrana azy, ka velombelona indray izy.+