2 Korintianina 8:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa asehoy amin’izy ireo eo imason’ny fiangonana ny porofon’ny fitiavanareo+ sy ny porofon’ilay fireharehanay+ ny aminareo.
24 Koa asehoy amin’izy ireo eo imason’ny fiangonana ny porofon’ny fitiavanareo+ sy ny porofon’ilay fireharehanay+ ny aminareo.