2 Korintianina 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa raha nirehareha taminy aho noho ny aminareo, dia tsy nisy nahamenatra ahy. Marina ny zava-drehetra nolazainay taminareo, ary marina toy izany koa ilay fireharehanay+ tamin’i Titosy.
14 Fa raha nirehareha taminy aho noho ny aminareo, dia tsy nisy nahamenatra ahy. Marina ny zava-drehetra nolazainay taminareo, ary marina toy izany koa ilay fireharehanay+ tamin’i Titosy.