2 Korintianina 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nampirisihiko ho any aminareo i Titosy, ary nirahiko hiaraka taminy ilay rahalahy iny. Nanararaotra anareo ve i Titosy?+ Tsy nanao izany mihitsy izy. Tsy hitanareo ve fa nitovy saina+ izahay? Tsy nitovy ve ny fomba fiasanay?
18 Nampirisihiko ho any aminareo i Titosy, ary nirahiko hiaraka taminy ilay rahalahy iny. Nanararaotra anareo ve i Titosy?+ Tsy nanao izany mihitsy izy. Tsy hitanareo ve fa nitovy saina+ izahay? Tsy nitovy ve ny fomba fiasanay?