2 Korintianina 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa izany no nahatonga anay hampirisika an’i Titosy+ mba hamita ny famoriana an’izany fanomezana avy aminareo izany, satria izy no efa nanomboka izany teo aminareo. 2 Korintianina 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa isaorana Andriamanitra noho izy nametraka tao am-pon’i Titosy+ izany fahazotoana ho anareo izany, dia fahazotoana toy ny anay,
6 Koa izany no nahatonga anay hampirisika an’i Titosy+ mba hamita ny famoriana an’izany fanomezana avy aminareo izany, satria izy no efa nanomboka izany teo aminareo.
16 Koa isaorana Andriamanitra noho izy nametraka tao am-pon’i Titosy+ izany fahazotoana ho anareo izany, dia fahazotoana toy ny anay,