27 Fa ny Zanak’olona efa voatendry ho tonga amin’ny voninahitry ny Rainy miaraka amin’ny anjeliny, ka hamaly ny tsirairay araka ny fitondran-tenany avy.+
10 Matoky aho+ fa tsy ho hafa noho izany ny hevitrareo, dia ianareo izay tafaray+ amin’ny Tompo. Fa ilay manakorontana+ anareo no hizaka ny fanamelohana,+ na iza izy na iza.
19 Fandringanana+ no hiafaran’ireny, ary ny kibony no andriamaniny;+ ny zavatra tokony hahamenatra+ azy no ataony ho voninahitra, ary zavatra etỳ an-tany no ifantohan’ny sainy.+