2 Korintianina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa tamin’ny fahoriana be sy tamin’alahelom-po mafy no nanoratako taminareo tamin-dranomaso be,+ tsy ny hampalahelo+ anareo anefa, fa mba hahafantaranareo fa miavaka kokoa ny fitiavako anareo. Kolosianina 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin’ny ady+ ataoko ho anareo, sy ho an’izay any Laodikia+ ary izay rehetra mbola tsy nahita ny salovan-tavako,
4 Fa tamin’ny fahoriana be sy tamin’alahelom-po mafy no nanoratako taminareo tamin-dranomaso be,+ tsy ny hampalahelo+ anareo anefa, fa mba hahafantaranareo fa miavaka kokoa ny fitiavako anareo.
2 Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin’ny ady+ ataoko ho anareo, sy ho an’izay any Laodikia+ ary izay rehetra mbola tsy nahita ny salovan-tavako,