2 Korintianina 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy maintsy mirehareha aho. Fa ny horesahiko kosa izao dia ny amin’ireo fahitana+ mahagaga avy amin’ny Tompo, mbamin’ireo zavatra naharihariny tamiko, na dia tsy misy tombony azo amin’izany aza.
12 Tsy maintsy mirehareha aho. Fa ny horesahiko kosa izao dia ny amin’ireo fahitana+ mahagaga avy amin’ny Tompo, mbamin’ireo zavatra naharihariny tamiko, na dia tsy misy tombony azo amin’izany aza.