2 Korintianina 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa heveriko fa tsy misy maha latsa-danja+ ahy mihitsy raha oharina amin’ireo apostolinareo tsara loatra+ ireo. Apokalypsy 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ‘Fantatro izay ataonao+ sy ny fisasaranao ary ny fiaretanao, ary fantatro fa tsy mahatanty mahita olon-dratsy eo anivonao ianao, ary nozahanao toetra+ ireo mihambo ho apostoly+ nefa tsy izy, ka hitanao fa mpandainga.
5 Fa heveriko fa tsy misy maha latsa-danja+ ahy mihitsy raha oharina amin’ireo apostolinareo tsara loatra+ ireo.
2 ‘Fantatro izay ataonao+ sy ny fisasaranao ary ny fiaretanao, ary fantatro fa tsy mahatanty mahita olon-dratsy eo anivonao ianao, ary nozahanao toetra+ ireo mihambo ho apostoly+ nefa tsy izy, ka hitanao fa mpandainga.