FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nitory ela tao izy roa lahy, ary nanao izany tamim-pahasahiana araka ny fahefana nomen’i Jehovah. Nanamafy ny teny momba ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa mantsy Andriamanitra, ka nampanaoviny famantarana sy zava-mahagaga izy roa lahy.+

  • Asan’ny Apostoly 15:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia nangina ny rehetra ka nihaino an’i Barnabasy sy Paoly, izay nitantara ny famantarana sy ny zava-mahagaga maro nasehon’Andriamanitra, tamin’ny alalan’izy roa lahy, teo amin’ny hafa firenena.+

  • Romanina 15:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 tamin’ny herin’ny famantarana sy zava-mahagaga,+ ary tamin’ny herin’ny fanahy masina, hany ka vitako tsara ny fitoriana ny vaovao tsara momba an’i Kristy,+ tany Jerosalema sy ny faritra rehetra hatrany Ilyrikiona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara