1 Korintianina 10:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 dia tahaka ahy koa izay miezaka hahafaly ny rehetra amin’ny zava-drehetra,+ ka tsy mitady izay hahasoa ahy+ fa izay hahasoa ny maro, mba ho voavonjy izy ireny.+
33 dia tahaka ahy koa izay miezaka hahafaly ny rehetra amin’ny zava-drehetra,+ ka tsy mitady izay hahasoa ahy+ fa izay hahasoa ny maro, mba ho voavonjy izy ireny.+