2 Korintianina 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary miantso an’Andriamanitra ho vavolombelona+ hanameloka ahy aho, fa ho fitsimbinako anareo+ no mbola tsy nahatongavako tany Korinto. 2 Korintianina 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Eny, izao no fitalahoako: Rehefa eo aminareo aho, dia mba tsy ho voatery ho sahy araka ilay fahasahiana eritreretiko, ka tsy handray fepetra+ henjana amin’ny sasany izay mihevitra anay ho velona araka ny nofo. 2 Korintianina 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Angamba rehefa tonga indray aho, dia hampietry ahy eo aminareo Andriamanitro, ka halahelo aho noho ny amin’ny maro izay nanota teo aloha+ nefa mbola tsy nibebaka tamin’ny fahalotoany sy ny fijangajangany+ ary ny fitondran-tenany baranahiny+ izay samy efa fanaony.
23 Ary miantso an’Andriamanitra ho vavolombelona+ hanameloka ahy aho, fa ho fitsimbinako anareo+ no mbola tsy nahatongavako tany Korinto.
2 Eny, izao no fitalahoako: Rehefa eo aminareo aho, dia mba tsy ho voatery ho sahy araka ilay fahasahiana eritreretiko, ka tsy handray fepetra+ henjana amin’ny sasany izay mihevitra anay ho velona araka ny nofo.
21 Angamba rehefa tonga indray aho, dia hampietry ahy eo aminareo Andriamanitro, ka halahelo aho noho ny amin’ny maro izay nanota teo aloha+ nefa mbola tsy nibebaka tamin’ny fahalotoany sy ny fijangajangany+ ary ny fitondran-tenany baranahiny+ izay samy efa fanaony.