1 Korintianina 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa amin’izay ho ringana,+ dia hadalana+ ny teny momba ny hazo fijaliana, fa amintsika izay vonjena+ kosa, dia herin’Andriamanitra+ izany. 1 Korintianina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa Andriamanitra efa nanangana ny Tompo+ sady hanangana antsika amin’ny maty,+ amin’ny alalan’ny heriny.+
18 Fa amin’izay ho ringana,+ dia hadalana+ ny teny momba ny hazo fijaliana, fa amintsika izay vonjena+ kosa, dia herin’Andriamanitra+ izany.
14 Fa Andriamanitra efa nanangana ny Tompo+ sady hanangana antsika amin’ny maty,+ amin’ny alalan’ny heriny.+