1 Korintianina 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Aoka ny olona handini-tena tsara+ aloha raha mendrika, vao hihinana amin’ny mofo sy hisotro amin’ny kaopy. Galatianina 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka kosa ny tsirairay samy handinika izay ataony avy.+ Amin’izay dia hanana antom-pifaliana ny amin’ny tenany ihany izy, fa tsy amin’ny fampitahany+ ny tenany amin’ny hafa.
28 Aoka ny olona handini-tena tsara+ aloha raha mendrika, vao hihinana amin’ny mofo sy hisotro amin’ny kaopy.
4 Aoka kosa ny tsirairay samy handinika izay ataony avy.+ Amin’izay dia hanana antom-pifaliana ny amin’ny tenany ihany izy, fa tsy amin’ny fampitahany+ ny tenany amin’ny hafa.