1 Korintianina 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Aoka ny olona handini-tena tsara+ aloha raha mendrika, vao hihinana amin’ny mofo sy hisotro amin’ny kaopy. 2 Korintianina 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mandiniha tena foana mba hahitana raha ao amin’ny finoana ianareo na tsia, ary zahao toetra foana ny tenanareo.+ Sa tsy ekenareo fa tafaray aminareo i Jesosy Kristy?+ Tokony hekenareo izany, raha tsy hoe tsy ankasitrahana angaha ianareo.
28 Aoka ny olona handini-tena tsara+ aloha raha mendrika, vao hihinana amin’ny mofo sy hisotro amin’ny kaopy.
5 Mandiniha tena foana mba hahitana raha ao amin’ny finoana ianareo na tsia, ary zahao toetra foana ny tenanareo.+ Sa tsy ekenareo fa tafaray aminareo i Jesosy Kristy?+ Tokony hekenareo izany, raha tsy hoe tsy ankasitrahana angaha ianareo.