FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Amin’ny foko manontolo no anaovako fanompoana masina ho an’Andriamanitra ka itoriako ny vaovao tsara momba ny Zanany. Ary Andriamanitra no vavolombeloko+ fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo amim-bavaka aho,+

  • Filipianina 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 sy isaky ny mitalaho+ amim-pifaliana ho anareo.

  • Filipianina 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary izao foana no angatahiko amin’ny vavaka, dia ny hitomboan’ny fitiavanareo+ bebe kokoa hatrany, ao anatin’ny fahalalana+ marina tsara sy ny fahaiza-manavaka+ tanteraka.

  • Kolosianina 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Isaoranay+ mandrakariva Andriamanitra, Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika, rehefa mivavaka ho anareo izahay,+

  • 1 Tesalonianina 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Misaotra an’Andriamanitra mandrakariva izahay rehefa mahatsiaro anareo rehetra amim-bavaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara