Efesianina 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 dia misaotra an’Andriamanitra mandrakariva aho noho ny aminareo. Ary mahatsiaro anareo amim-bavaka foana aho,+ eny, mangataka 2 Tesalonianina 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izany indrindra no ivavahanay mandrakariva ho anareo, mba hahatonga an’Andriamanitsika hihevitra anareo ho mendrika ny fiantsoany,+ ary hanatanterahany amin-kery izay tsara rehetra sitraky ny fony, mbamin’ny asam-pinoana rehetra.
16 dia misaotra an’Andriamanitra mandrakariva aho noho ny aminareo. Ary mahatsiaro anareo amim-bavaka foana aho,+ eny, mangataka
11 Izany indrindra no ivavahanay mandrakariva ho anareo, mba hahatonga an’Andriamanitsika hihevitra anareo ho mendrika ny fiantsoany,+ ary hanatanterahany amin-kery izay tsara rehetra sitraky ny fony, mbamin’ny asam-pinoana rehetra.