Romanina 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mifampiarahabà amin’ny oroka masina.+ Mampamangy anareo avokoa ireo fiangonan’i Kristy. 1 Tesalonianina 5:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Miarahabà ny rahalahy rehetra, amin’ny oroka masina.+ 1 Petera 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mifampiarahabà amin’ny oroka fanehoam-pitiavana.+ Ho aminareo rehetra tafaray amin’i Kristy anie ny fiadanana!+
14 Mifampiarahabà amin’ny oroka fanehoam-pitiavana.+ Ho aminareo rehetra tafaray amin’i Kristy anie ny fiadanana!+