Romanina 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mifampiarahabà amin’ny oroka masina.+ Mampamangy anareo avokoa ireo fiangonan’i Kristy. 1 Korintianina 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mampamangy anareo ny rahalahy rehetra. Mifampiarahabà amin’ny oroka masina.+ 2 Korintianina 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mifampiarahabà amin’ny oroka masina.+