12 Tsy hoe midera ny tenanay+ aminareo indray izahay, fa mandrisika anareo kosa hirehareha ny aminay,+ mba hisy havalinareo an’ireo mirehareha ny amin’izay miseho etỳ ivelany+ fa tsy ny amin’izay ao am-po.+
12 Fa tsy sahinay ny hihevi-tena ho anisan’izay midera tena+ na ny hampitaha tena amin’izy ireny. Ny tenany ihany no mametraka fitsipika itsarana ny tenany, ary ny tenany ihany no hampitahany ny tenany ka azo antoka fa tsy misy hevitra takany.+