2 Korintianina 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mbola mila midera ny tenanay aminareo indray ve izahay,+ sa angamba kosa toy ny sasany ka mila taratasy+ fiderana homena anareo, na avy aminareo? 2 Korintianina 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa tsy sahinay ny hihevi-tena ho anisan’izay midera tena+ na ny hampitaha tena amin’izy ireny. Ny tenany ihany no mametraka fitsipika itsarana ny tenany, ary ny tenany ihany no hampitahany ny tenany ka azo antoka fa tsy misy hevitra takany.+
3 Mbola mila midera ny tenanay aminareo indray ve izahay,+ sa angamba kosa toy ny sasany ka mila taratasy+ fiderana homena anareo, na avy aminareo?
12 Fa tsy sahinay ny hihevi-tena ho anisan’izay midera tena+ na ny hampitaha tena amin’izy ireny. Ny tenany ihany no mametraka fitsipika itsarana ny tenany, ary ny tenany ihany no hampitahany ny tenany ka azo antoka fa tsy misy hevitra takany.+