Romanina 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa nisy zavatra tsy vitan’ny Lalàna,+ satria nampahalemy+ azy ny nofo. Noho izany, dia nanameloka ny ota ao amin’ny nofo Andriamanitra ka naniraka ny Zanany+ izay nanam-pitoviana tamin’ny nofo mpanota,+ mba hanesorana ny ota,+ Hebreo 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Azo antoka àry fa nofoanana ilay didy teo aloha noho izy io nalemy+ sy tsy nisy vokany.+
3 Fa nisy zavatra tsy vitan’ny Lalàna,+ satria nampahalemy+ azy ny nofo. Noho izany, dia nanameloka ny ota ao amin’ny nofo Andriamanitra ka naniraka ny Zanany+ izay nanam-pitoviana tamin’ny nofo mpanota,+ mba hanesorana ny ota,+