Hebreo 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fanoharana+ enti-milaza an’izao fotoana voatondro izao io tranolay io. Araka io fanoharana io, dia misy fanomezana sy sorona atolotra,+ izay tsy mahalavorary+ ny feon’ny fieritreretan’ny+ olona manao fanompoana masina. Hebreo 13:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mety ho voataonan’ny fampianarana maro samihafa sy ny fampianarana hafahafa.+ Fa tsara ny hanatanjahana ny fo amin’ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa,+ fa tsy amin’ny sakafo,+ izay tsy mahasoa an’ireo misahirana fatratra amin’izany.
9 Fanoharana+ enti-milaza an’izao fotoana voatondro izao io tranolay io. Araka io fanoharana io, dia misy fanomezana sy sorona atolotra,+ izay tsy mahalavorary+ ny feon’ny fieritreretan’ny+ olona manao fanompoana masina.
9 Aza mety ho voataonan’ny fampianarana maro samihafa sy ny fampianarana hafahafa.+ Fa tsara ny hanatanjahana ny fo amin’ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa,+ fa tsy amin’ny sakafo,+ izay tsy mahasoa an’ireo misahirana fatratra amin’izany.