FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Amin’izay dia tsy ho zaza intsony isika ka hatopatopan’ny+ onja sy havezivezin’izao karazan-drivotry ny fampianarana+ rehetra izao amin’ny alalan’ny famitahan’ny+ olona, sy amin’ny alalan’ny hafetsen-dratsy amin’ny famoronana hevi-diso.

  • Kolosianina 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tandremo sao hisy hahalasa+ anareo ho rembiny amin’ny alalan’ny filozofia+ sy ny famitahana poakaty+ araka ny fampianarana nifandovan’ny olombelona, eny, araka ny zavatra fototra+ eo amin’ity tontolo ity, fa tsy araka an’i Kristy,

  • 2 Tesalonianina 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Aza malaky mikorontan-tsaina na mientanentana raha misy fanambarana avy amin’ny fanahy,+ na tenin’olona,+ na taratasy+ toa avy aminay, milaza fa efa tonga ny andron’i+ Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara