FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Midradradradrà, rey olona,+ fa akaiky ny andron’i Jehovah!+ Ho avy toy ny fandrobana ataon’ilay Mahery Indrindra izany.+

  • Zefania 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Akaiky+ ny andro lehiben’i+ Jehovah. Efa akaiky izy io, sady manatona haingana dia haingana.+ Injay ny andron’i Jehovah!+ Mangidy izany andro izany. Amin’izany dia hiantsoantso mafy ny lehilahy mahery.+

  • 2 Petera 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ho avy tahaka ny mpangalatra+ anefa ny andron’i Jehovah.+ Amin’izany andro izany dia handalo haingana ny lanitra,+ ka ho toy ny sioka mafy ny fandrenesana ny fandalovany.+ Fa ho levona ireo singan-javatra efa mahamay be,+ ary hibaribary ny tany+ sy ny asa eo aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara