18 Fa tsy mpanompon’i Kristy Tompontsika ny olona toy ireny fa mpanompon’ny kibony+ ihany, ary teny malefaka+ sy teny fiderana+ no amitahany ny olona tso-po.
18 Fa teny fireharehana sy tsy mahasoa no lazain’izy ireo. Ary ny fanirian’ny nofo+ sy ny fitondran-tena baranahiny no itaomany+ olona, dia ireo vao afa-niala+ tamin’olona manana fitondran-tena tsy mety.