2 Korintianina 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Voageja amin’ny lafiny rehetra izahay,+ nefa tsy hoe tery loatra ka tsy afa-mihetsika. Very hevitra izahay, nefa tsy hoe tsy misy lalan-kivoahana mihitsy.+ Galatianina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mifampitondrà foana izay mavesatra,+ ary tanteraho amin’izany ny lalàn’i Kristy.+
8 Voageja amin’ny lafiny rehetra izahay,+ nefa tsy hoe tery loatra ka tsy afa-mihetsika. Very hevitra izahay, nefa tsy hoe tsy misy lalan-kivoahana mihitsy.+