Genesisy 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary tsy nanan-janaka tamin’i Abrama i Saray vadiny.+ Izy kosa anefa nanana mpanompovavy ejipsianina: Hagara+ no anarany. Genesisy 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nataon’i Abrahama hoe Isaka+ ny anaran’ilay zanany, izay naterak’i Saraha taminy.
16 Ary tsy nanan-janaka tamin’i Abrama i Saray vadiny.+ Izy kosa anefa nanana mpanompovavy ejipsianina: Hagara+ no anarany.