1 Korintianina 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Paoly, voantso ho apostolin’i+ Jesosy Kristy noho ny sitrapon’Andriamanitra,+ sy Sostena+ rahalahintsika. 1 Tesalonianina 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 mba handehananareo+ foana amin’ny fomba mendrika eo anatrehan’Andriamanitra, izay miantso+ anareo ho amin’ny fanjakany+ sy ny voninahiny.
1 Paoly, voantso ho apostolin’i+ Jesosy Kristy noho ny sitrapon’Andriamanitra,+ sy Sostena+ rahalahintsika.
12 mba handehananareo+ foana amin’ny fomba mendrika eo anatrehan’Andriamanitra, izay miantso+ anareo ho amin’ny fanjakany+ sy ny voninahiny.