27 Koa nanampy azy i Barnabasy+ ary nitondra azy tany amin’ny apostoly, ary nilaza tamin’ireo ny tsipirian’ny nahitan’i Saoly ny Tompo+ teny an-dalana, sy ny niresahan’ny Tompo taminy,+ ary ny fahasahian’i Saoly nitory tamin’ny anaran’i Jesosy tany Damaskosy.+