Jaona 8:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 ary ho fantatrareo ny marina,+ ary ny marina hanafaka+ anareo.” Jaona 8:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tena ho afaka àry ianareo, raha ny Zanaka no manafaka anareo.+ 2 Korintianina 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 I Jehovah no ilay Fanahy,*+ ary izay misy ny fanahin’i+ Jehovah+ dia misy fahafahana.+ Galatianina 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ho amin’izany fahafahana izany no nanafahan’i+ Kristy antsika. Koa mijoroa tsara,+ ary aza mety hogejaina indray ao amin’ny ziogan’ny fanandevozana.+ 1 Petera 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka ho olona afaka+ ianareo, nefa aoka tsy ho fanaronana ny ratsy izany fahafahanareo izany,+ fa hanompoana an’Andriamanitra kosa.+
5 Ho amin’izany fahafahana izany no nanafahan’i+ Kristy antsika. Koa mijoroa tsara,+ ary aza mety hogejaina indray ao amin’ny ziogan’ny fanandevozana.+
16 Aoka ho olona afaka+ ianareo, nefa aoka tsy ho fanaronana ny ratsy izany fahafahanareo izany,+ fa hanompoana an’Andriamanitra kosa.+