FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa aza avela hanjaka eo aminareo ny ota, satria tsy ambanin’ny lalàna ianareo+ fa nanehoana hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+

  • Romanina 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tsy mitondra anareo ho amin’ny fanandevozana ny fanahin’Andriamanitra,* sady tsy mampisy tahotra,+ fa mahatonga anareo hatsangana ho zanaka+ kosa. Ary io fanahy io no mahatonga antsika hiantso mafy hoe: “Aba,*+ Ray ô!”

  • Galatianina 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ho amin’izany fahafahana izany no nanafahan’i+ Kristy antsika. Koa mijoroa tsara,+ ary aza mety hogejaina indray ao amin’ny ziogan’ny fanandevozana.+

  • Galatianina 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Efa voantso ho amin’ny fahafahana ianareo,+ ry rahalahy. Aoka anefa tsy hampiasainareo handrisihana ho amin’ny fanirian’ny nofo izany fahafahana izany,+ fa mifanompoa+ kosa noho ny fitiavana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara