2 Korintianina 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary na tsy mahay aza aho eo amin’ny fitenenana,+ dia tsy mba toy izany eo amin’ny fahalalana,+ fa tamin’ny lafiny rehetra, dia nasehonay anareo izany tamin’ny zava-drehetra.+
6 Ary na tsy mahay aza aho eo amin’ny fitenenana,+ dia tsy mba toy izany eo amin’ny fahalalana,+ fa tamin’ny lafiny rehetra, dia nasehonay anareo izany tamin’ny zava-drehetra.+