Romanina 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy mitondra anareo ho amin’ny fanandevozana ny fanahin’Andriamanitra,* sady tsy mampisy tahotra,+ fa mahatonga anareo hatsangana ho zanaka+ kosa. Ary io fanahy io no mahatonga antsika hiantso mafy hoe: “Aba,*+ Ray ô!” Romanina 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ireo nekeny voalohany+ mantsy no notendreny mialoha+ koa hanahaka an’ilay modely,+ dia ny Zanany,+ mba ho lahimatoa+ amin’ny rahalahy+ maro ny Zanaka. Galatianina 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 mba hividianany+ an’izay eo ambanin’ny lalàna+ ka hanafahany azy ireo. Ary amin’izay isika dia handray ny fananganana antsika ho zanaka.+
15 Tsy mitondra anareo ho amin’ny fanandevozana ny fanahin’Andriamanitra,* sady tsy mampisy tahotra,+ fa mahatonga anareo hatsangana ho zanaka+ kosa. Ary io fanahy io no mahatonga antsika hiantso mafy hoe: “Aba,*+ Ray ô!”
29 Ireo nekeny voalohany+ mantsy no notendreny mialoha+ koa hanahaka an’ilay modely,+ dia ny Zanany,+ mba ho lahimatoa+ amin’ny rahalahy+ maro ny Zanaka.
5 mba hividianany+ an’izay eo ambanin’ny lalàna+ ka hanafahany azy ireo. Ary amin’izay isika dia handray ny fananganana antsika ho zanaka.+