17 Raha an-tsitrapo+ no anaovako izany, dia manana valisoa+ aho, fa raha tsy an-tsitrapo kosa, dia efa manana asa fiandraiketana+ nankinina tamiko rahateo aho.
2 Ary raha manana ny fahaiza-maminany+ aho sady mahafantatra ny zava-miafina masina+ rehetra sy ny fahalalana+ rehetra, ary manana ny finoana rehetra ka mahafindra tendrombohitra,+ nefa tsy manam-pitiavana, dia tsinontsinona+ aho.