FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tesalonianina 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa raha mino isika fa maty i Jesosy ary efa nitsangana,+ dia mino koa isika fa hoentin’Andriamanitra hiaraka amin’i Jesosy ireo nodimandry ao aminy.+

  • 2 Timoty 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Manomboka izao, dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry ny fahamarinana.+ Ny Tompo, ilay mpitsara+ marina, no hanome ahy izany ho valisoa+ amin’izany andro izany,+ ary tsy ho ahy ihany fa ho an’izay rehetra maniry mafy ny hisehoany koa.

  • Apokalypsy 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nahare feo avy any an-danitra aho nanao hoe: “Soraty izao: Sambatra izay maty+ ao amin’ny Tompo+ manomboka izao.+ Eny, hoy ny fanahy, aoka izy hitsahatra amin’ny asa mafy nataony, fa ny zavatra nataony manaraka azy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara