FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Koa soraty izao hira+ izao, ka ampianaro ny zanak’Israely.+ Ary ataovy eo am-bavan’izy ireo izy io mba ho vavolombeloko hiampanga azy.+

  • 1 Korintianina 14:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Inona àry no hatao, ry rahalahy? Rehefa mivory ianareo, dia misy manana salamo, misy mampianatra, misy milaza ny zavatra naharihary taminy, misy miteny amin’ny fiteny samihafa, ary misy mandika teny.+ Aoka ny zava-drehetra hatao mba hampaherezana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara