Efesianina 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 ary misaora mandrakariva an’Andriamanitra Raintsika amin’ny zavatra rehetra, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika.+ Kolosianina 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary izay ataonareo, na amin’ny teny na amin’ny asa,+ dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo,+ ka misaora+ an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany.
20 ary misaora mandrakariva an’Andriamanitra Raintsika amin’ny zavatra rehetra, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika.+
17 Ary izay ataonareo, na amin’ny teny na amin’ny asa,+ dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo,+ ka misaora+ an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany.