Asan’ny Apostoly 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nandeha namakivaky an’i Amfipolia sy Apolonia izy ireo ka tonga tany Tesalonika,+ ary nisy synagogan’ny Jiosy tany. 2 Tesalonianina 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 sady tsy nihinam-potsiny ny sakafon’olona+ koa. Fa niasa mafy sy nisasatra+ andro aman’alina kosa izahay, mba tsy hampitondra enta-mavesatra na iza na iza aminareo teo amin’ny lafiny ara-bola.+
17 Nandeha namakivaky an’i Amfipolia sy Apolonia izy ireo ka tonga tany Tesalonika,+ ary nisy synagogan’ny Jiosy tany.
8 sady tsy nihinam-potsiny ny sakafon’olona+ koa. Fa niasa mafy sy nisasatra+ andro aman’alina kosa izahay, mba tsy hampitondra enta-mavesatra na iza na iza aminareo teo amin’ny lafiny ara-bola.+