Asan’ny Apostoly 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary nipetraka tao aminy satria niray asa taminy. Dia niasa izy ireo,+ fa mpanao tranolay no anton’asany. 1 Korintianina 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary misasatra+ miasa amin’ny tananay.+ Rehefa tevatevaina izahay dia mirary soa,+ rehefa enjehina dia miaritra,+
3 ary nipetraka tao aminy satria niray asa taminy. Dia niasa izy ireo,+ fa mpanao tranolay no anton’asany.
12 ary misasatra+ miasa amin’ny tananay.+ Rehefa tevatevaina izahay dia mirary soa,+ rehefa enjehina dia miaritra,+