1 Timoty 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izany fampianarana mahasoa izany dia araka ny vaovao tsara be voninahitr’ilay Andriamanitra falifaly.+ Ary nankininy tamiko izany vaovao tsara izany.+ Titosy 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamin’ny fotoana voatondrony, dia nasehony ny teniny tamin’ny alalan’ilay fitoriana nankinina tamiko,+ araka ny didin’Andriamanitra Mpamonjy+ antsika.
11 Izany fampianarana mahasoa izany dia araka ny vaovao tsara be voninahitr’ilay Andriamanitra falifaly.+ Ary nankininy tamiko izany vaovao tsara izany.+
3 Tamin’ny fotoana voatondrony, dia nasehony ny teniny tamin’ny alalan’ilay fitoriana nankinina tamiko,+ araka ny didin’Andriamanitra Mpamonjy+ antsika.