FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 11:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nony teo aminareo anefa aho ka tsy nanana, dia tsy tonga enta-mavesatra na ho an’iza na ho an’iza+ aho, fa ireo rahalahy avy eto Makedonia+ no nanome izay tsy nananako, sady nanome ahy be dia be. Eny, niezaka ny tsy ho tonga enta-mavesatra ho anareo tamin’ny lafiny rehetra aho, ary mbola hiezaka hanao izany ihany.+

  • 2 Tesalonianina 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 sady tsy nihinam-potsiny ny sakafon’olona+ koa. Fa niasa mafy sy nisasatra+ andro aman’alina kosa izahay, mba tsy hampitondra enta-mavesatra na iza na iza aminareo teo amin’ny lafiny ara-bola.+

  • 2 Tesalonianina 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fony teo aminareo koa aza izahay, dia nandidy+ anareo matetika hoe: “Raha misy tsy mety miasa, dia aoka izy tsy hihinana.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara