19 Raha anisan’izao tontolo izao ianareo, dia ho tia ny azy izao tontolo izao.+ Fa satria tsy anisan’izao tontolo izao ianareo,+ fa izaho efa nifidy anareo avy tamin’izao tontolo izao, dia halan’izao tontolo izao ianareo.+
5 Velom-pialonana anefa ny Jiosy,+ ka naka olona ratsy fanahy tamin’ireo mpidonana-poana teny an-tsena, ary namory vahoaka sy nampisavorovoro ny tanàna.+ Dia nanafika ny tranon’i Jasona+ izy ireo ary nitaky ny hamoahana an’i Paoly sy Silasy ho eo amin’ny vahoaka.